|
|
|
|

Teny iditra1  ranoray
Singan-teny  2  rano, iray
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza loko maro mitambatra ka manjary tokana lehibe, bambaray: Irony loko samy hafa atentin' ny habakabaka / milahatra mirindrarindra, milanto mifanapatapaka / kanjo nony kelikely mihanaka ho ranoray. (Haeckel A.)
5  Mitovy tantana: Tondraka ny rano manodidina ny tanàna, ka tsy nisy havoana sy lemaka intsony, fa ranoray no fitazana azy [1.1]
6  tokam-pangaro [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7  Covered, diffused, overflown, overspread, uniform, universal. [1.2#500]
Fanazavàna teny frantsay  8  grande surface couverte d’eau; de même niveau, de même hauteur; universel, couvert tout entier, comme d’une seule plaie, d'une sueur générale [1.3#510]
9  homogène [1.13]
Ohatra  10  Mirebareba akanjo mainty ranoray aho rehefa tena miasa. [2.445#]
11  Tamin' izany, nisy fihetseham-baovao Nanova ny tontolo tony ranoray; [2.576#]
12  Difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [2.472]
Tsipelina hafa  13  ranoiray, rano iray

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28