|
|
|
|

Teny iditra1  rano trambo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] rano mitombo vetivety noho ny fiavian' ny ranonorana, nefa dia mora mihena ao anatin' ny fotoana fohy koa
Ohatra  4  [2.996#] Aoka ho ritra tahaka ny ranotrambo izy;
Singan-teny  5  rano, trambo
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny rano trambo io

Fivaditsoratra  7  notrobaram, rano trambo, tranombaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21