|
|
|
|

Teny iditra1  rarim-pihavanana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] firindran' ny fifanarahana amin' ny havana ary ny mpiara-monina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#496] amitié, entente, action de mettre l'entente, la concorde
Singan-teny  5  rary, fihavanana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07