Teny iditra | 1 ratra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fery, fiendahan' ny hoditra sy loaka amin' ny nofo noho ny rangotra na zava-maranitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a wound, an injury |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] blessure |
Ohatra |
6 Tao amin'ny lohany no misy ratra nampiseho fa voan'ny langilangy izy, nefa mbola nisy nitepo ihany ny am-bavafony. [2.324] |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny ratra io |
Fivaditsoratra | 14 ratra, trara, trarà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |