|
|
|
|

Teny iditra1  ratsy fitondran-tena
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Olona tsy menatra, tsy valahara, mpivaro-tena, mivelona amin' ny halatra sy ny hafetsifetsena isan-karazany [1.1]
Tovy hevitra  4  ratsy fiaina
Singan-teny  5  ratsy, fitondrantena

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20