Teny iditra | 1 ratsy fitondran-tena |
Singan-teny | 2 ratsy, fitondrantena |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] olona tsy menatra, tsy valahara, mpivaro-tena, mivelona amin' ny halatra sy ny hafetsifetsena isan-karazany |
Tovy hevitra | 5 ratsy fiaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |