Teny iditra (1/2) | 1 ravin' ravin- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe ravina |
Ohatra |
3 ary ny ravin' akondro malamaiama [2.69#232] 4 Hita koa izy omy ny ravin' ny Paraky [1.357#98] 5 Ravin-damba no nentiny avy any [2.117#64] 6 nasiana ravin-tapia kely ombieny ombieny [2.314#104] |
Teny iditra (2/2) | 7 ravin
![]() |
Sokajin-teny | 8 anarana (lahy) |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.4#681] hady nohazan' ny riaka 10 [1.66.mg#785] hadindriaka 11 [1.13.mg#46] fampana 12 [1.5.mg#131, 385] hady |
Fivaditsoratra | 13 ravin', varin |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |