Teny iditra | 1 raviravy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Rozaroza, fihantonan-javatra miramborambo; enti-milaza koa ny fanolikolena na fampanantenana zavatra entina hitaomana olona |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 9 mihantona, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo, miramborambo, mikiramborambo, mirozaroza, mikirozaroza, mitarozaroza, mikirombaromba, mitarozaka, mikivilivily, misahondrahondra |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny raviravy io |
Fivaditsoratra | 11 raviravy, varivari, varivary, viravira |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |