Teny iditra | razambe | |
Singan-teny | razana ; be | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ray aman-dreny efa maty [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Aïeux [1.54] | |
Aïeul, ancêtre [1.13] | ||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny razambe io | |
Teny iditra | Razam-be | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Voambolana | Tantara: olona ~ Haisoratra: mpanoratra | |
Asa navoany | Ifaralahy diso fangataka Ifaramalemy sy Ikotobekibo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02 |