|
|
|
|

Teny iditra1  rehefa avy
Singan-teny  2  rehefa, avy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny zavatra natao talohan' ny zavatra hafa iray: Rehefa avy nisakafo izahay, dia nitsangantsangana teny amoron-dranomasina
Tovy hevitra  5  rahefa avy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10