Teny iditra | rendrehana (rendrika) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendrehana fotsiny izahay rehetra [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | sleepy [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | qui a sommeil, assoupi [Hallanger 1974] | |
Tsipelina hafa | rendremana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |