Teny iditra rendremana (rendrika)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendremana fotsiny izahay rehetra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy Almost asleep, heavy with sleep [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay à moitié endormi, endormi [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31