Teny iditra | rendrehana (rendrika) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendrehana fotsiny izahay rehetra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Sleepy [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui a sommeil, assoupi [1.8] | |
Tsipelina hafa | rendremana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |