|
|
|
|

Teny iditra1  rendremana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fototeny  3  rendrika
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendremana fotsiny izahay rehetra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] Almost asleep, heavy with sleep
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] à moitié endormi, endormi
Tsipelina hafa  7  rendrehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29