Teny iditra | 1 resa-be |
Singan-teny | 2 resaka, be |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] teny maro ifanaovan' ny olona vitsivitsy ary feno fikasana tsy azo tanterahina |
Ohatra |
5 ary endre izany resabe sy korana teny an-dàlana! [2.357#] 6 Mandre aho, Rivo, hoy izy, fa misy resabe mandeha hitaky ny fahaleovantena. [2.529#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |