Teny iditra | resaka matavy | |
Singan-teny | resaka ; matavy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny sy resaka manodoka manambara zavatra mahasoa sy mahafinaritra, nefa dia izay ihany fa tsy misy fahatanterahany [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |