Teny iditra (1/3) | 1 ringa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandeha (olona) na fipetraka (zavatra) mitongilana, tsy marina na mahitsy tsara, tolitsika |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 7 ringa |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Toerana fanaovana ady totohondry, na rehefa mety ho ady kilalao samihafa: Miakatra ringa 10 [1.78] [Taisaka] tolona (ady) mangahazo (kilalao) 11 [1.78] [Bara] tolona kilalao (amin'ny samy olona) 12 [1.78] [Tanosy] tolona 13 [1.1] [Bara] Tolona fanaon' ny Bara manaraka izao fitsipika izao: tsy voalaza resy raha tsy mianjera ka mitehika amin' ny tany ny soroka roa |
Voambolana |
14 Kilalao 15 Fanatanjahan-tena |
Teny iditra (3/3) | 16 ringa |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.196] (Probablement de ringa : action de s'élever sur la pointe des pieds ; allusion à la cueillette des fruits qu'on ramasse pour préparer de l'huile). Hildegardia erythrosiphon subvar. ankazoabensis (Arènes ) Arènes (Malvaceae). Réf. Service Forestier 3924. Voir aussi aboringa. [Sakalava]
|
Voambolana |
19 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 21 rangi, rangy, ringa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |