Teny iditra mandringa (ringa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy (olona na biby) Tsy tsara fandeha fa iva ny tongotra ilany noho ny iray: Mandringa io olona io hatramin' ny nianjerany tamin' ny soavaly
¶ (zavatra) Tsy tsara fipetraka fa miiva, mitolila: Mandringa ny latabatrao izany
Mitovy hevitra: mihantsika ~ mikirimbana ~ mikolepaka ~ mikotringa ~ milepaka ~ mitolantsika ~ mitoletsika ~ mitolitsika ~ tolaka ila ~ tsapika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to limp [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay boiter, clocher [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
mandringa
nandringa
handringa
mandringà
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra mandringà (ringa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandringa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2017/06/29