|
|
|
|

Teny iditra1  ritra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza rano lany tsy misy intsony, tankina, sy maina: Ritra ny loharano ka tsy mahita hantsakana ny olona
Enti-milaza zavatra handroina ka mass-ka rehefa lasan-ko fofona ny rano nahandroana azy: Efa ritra ny vary ao am-bilany ka antsoy ny olona fa hisakafo isika
Ringana, maty daholo, ripaka: Ritra tamin' ilay tondra-drano iny ny vorona nompianay teto
Lany, ringana, majifa, mafafa: Ritra tamin' ny loka ny hareny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] dried up, all gone
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Desséché, sans eau: Ritra ny tanimbary (Les rizières sont desséchées)
tari: Ritra ity loharano il y (Cette source a tari)
évaporé, absorbé: Ritra ny hena (L'eau de la viande est évaporée) ~ Ritra ny vary ao am-bilavy (L eau est évaporée dans la marmite où cuit le riz)
exterminé, comme dans une épidémie: Ritra ny vahoaka tamin' izany areti-mifindra izany (Le peuple fut exterminé dans cette épidémie)
consumé: Ritra ny hareny tamy ny fisotroan-toaka (Il a consumé sa fortune en buvant du rhum)
épuisé: Ritra ny voankazonay (Nos fruits sont épuisés)
saisis tous d'un rire général: Ritry ny hehy ny olona (Tout le monde fut saisi de rire)
6  [1.8] desséché, évaporé
7  [1.196] (toute l'île). Racine verbale et adjectif, sens général : desséché.
En parlant des fruits, se dit de ceux qui sont spongieux, sans jus. Par exemple : ritra ilay voasary : cette orange est spongieuse, sans jus.
Ohatra  8  ny oran-ko ritra / ny oran-ko tankina / tsy mba anjairan-tsarotro hialofana [2.131]
Voambolana  9  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
15  Mpampiankin-teny :
Kamban-teny 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny ritra io

Fivaditsoratra  24  aritr, ritra, trira

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21