|
|
|
|

Teny iditra1  roaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fampandehanana ny biby, vorona andrasana ho eo alohan' ny tena
Fampialana handeha
Fanosehana handeha hihataka: Nataony roaka alika aho, sanatria
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a driving away
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] action de chasser, de pousser devant soi
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  11  akaro, akora, arako, araok, aroak, karao, koara, oraka, raoka, roaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21