| Teny iditra | 1 roalahy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Ohatra |
3 Koa dia naongan'ny voninahiny izy roalahy, noho ny fahadisoany.
[2.59#255]
4 Nitokelaka izahay roalahy, namonjy alokaloka fa nitanika ny andro. [2.5#32] 5 Mandinika ny vilona nohaniny izy roalahy niasa tontolo andron' ny omalin' iny. [2.470#15] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 8 diôdy roalahy |
| Fivaditsoratra | 9 ahalory, 10 ilaharo, 11 lahiroa, roalahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|