Teny iditra | 1 rodorodo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feo heno avy amin' ny famindran' olona na andiam-biby maro miaraka, na avy amin' ny firimorimon-javatra mandeha haingana Hamaikana, hadodonana |
Ohatra |
4 [2.4] Nohenoiko ny fanakaikezan' ny rodorodo. |
Voambolana |
5 Feo |
Fototeny | 6 rodo |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 12 rotoroto, korododo, korobobo, heninkenina |
Fivaditsoratra | 13 dorodoro, rodorodo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |