Teny iditra | 1 rodorodo |
Fototeny | 2 rodo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Feo heno avy amin' ny famindran' olona na andiam-biby maro miaraka, na avy amin' ny firimorimon-javatra mandeha haingana Hamaikana, hadodonana |
Ohatra |
5 Nohenoiko ny fanakaikezan' ny rodorodo. [2.4] |
Voambolana |
6 Feo |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 12 rotoroto, korododo, korobobo, heninkenina |
Fivaditsoratra | 13 dorodoro, rodorodo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |