|
|
|
|

Teny iditra1  roibe
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazana roy misy voninkazo mitapelaka, ary ny hodiny anaovan' ny ankizy antsamotady
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (de roy : plante épineuse. , et be : grand). Nom cité par Malzac. Hibiscus diversifolius Jacq. ; Surtout ses variétés : Hibiscus diversifolius var. partitus Hochr. (Malvaceae). La tige présente des aiguillons plus ou moins nombreux et plus ou moins acérés, d'où le nom malgache. Écorce à fibres utilisée autrefois surtout pour faire des frondes (antsamotady). Les enfants s'en servent encore dans leurs jeux. Fleurs pectorales. Décoction des feuilles dans les bronchites. [Tsimihety]
5  [Sihanaka]
6  [Merina]
Voambolana  7  Haizavamaniry: ahitra
Mpanahaka  8  roibelahy, roibevavy
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny roibe io

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02