Teny iditra ro mafana (ro, fana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ireo vorona na akoho ataon' ny olona fanomezana ho an' ny olona hajaina sy nahavita soa azy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31