|
|
|
|

Teny iditra1  rombaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fakana tampoka ny zavatra eny amin' ny hafa; fahamaimaizana hiteny ka mitsatsaingoka hilaza
Ohatra  4  Ankehitriny ianareo Fariseo dia manadio ny vohon' ny kapoaka sy ny lovia, nefa ny ao anatinareo kosa dia feno rombaka sy faharatsiana. [2.996]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  kambaro, karambo, rombaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31