Teny iditra | 1 rononomandry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ronono namboarina atao am-bifotsy ka azo tehirizina, atao koa hoe ronono amin' ny boaty |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] butter. Lit. milk lying down. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] lait concentré |
Ohatra |
6 [2.996#] Teo an-dovian' andriana no nitondrany rononomandry. 7 [1.437#] Ny rononomandry rotsahana tanteli-fasika koa no voahangin-kanina. |
Voambolana |
8 Toe-karena: hanina |
Singan-teny | 9 ronono, mandry |
Lahatsoratra |
10 Randzavola: rononomandry ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |