|
|
|
|

Teny iditra1  rononomandry
Singan-teny  2  ronono, mandry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ronono namboarina atao am-bifotsy ka azo tehirizina, atao koa hoe ronono amin' ny boaty
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] butter. Lit. milk lying down.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] lait concentré
Ohatra  7  Teo an-dovian' andriana no nitondrany rononomandry. [2.996#]
8  Ny rononomandry rotsahana tanteli-fasika koa no voahangin-kanina. [1.437#]
Voambolana  9  Toe-karena: hanina
Lahatsoratra  10  Randzavola: rononomandry ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07