Teny iditra | 1 roritina |
Fototeny | 2 roritra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Sintonina, tarihina, sarihana: Aza roritinao mafy toy izao ny sandriko Henjanina: Nororitiny ny lamboridin-tsoavaly dia nijanona tampoka ilay biby Halavaina, itarina, taritina ho lava: Nororitiny ny filazan-javatra ka nanjary nahasosotra Vivitina: Rorito ny sofin' io zaza io fa mandainga |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be pulled from opposite directions; to be stretched out like rubber |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on tiraille; qu'on tend en tiraillant |
Ohatra |
7 matoa miteny izy, misy antony hatrany, saingy roritiny sy itariny izany fitenenana izany, ary tsy hadinony mihitsy ny mampahatsiahy anay ny toerana misy anay eo amin' ny fiaraha-monina. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny roritina io |
Fivaditsoratra | 15 iroritan, nairitro, nairotry, naoritry, nioritra, niriotra, nirorita, notriari, roritina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |