|
|
|
|

Teny iditra1  roroa
Fototeny  2  roa
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Roa, ka entina milaza indrindra vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy mivady na mahazo mivady: Lasa any an-tanàna izy roroa
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.5] couple, se dit des époux
6  [1.3] se dit d'un homme et d'une femme qui peuvent s'épouser légitimement
7  [1.5] se dit de deux personnes pouvant se marier
Ohatra  8  Andeha isika roroa mba hiray! [2.131]
9  Dia aseho mivelatra ny tanandroa, dia tehafina haneno izy roroa [2.48]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Anarana :
Tsipelina hafa  12  roaroa
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny roroa io

Fivaditsoratra  14  aroro, rorao, roroa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21