|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  sa
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ampiasaina hisolo ny "na" raha manontany, ka araka izany, dia entina hampisafidy amin' ny zavatra roa: Inonano tianao, zanaka sa harena
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] or ? used in question or in presenting alternative choices, as: inona no tianào, ny fòtsy sa ny mèna ? (which do you like; the white one or the red one ?)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] ou; sert à poser une question en présentant un choix; ex.: inona no tianào, ny fòtsy sa ny mèna ? (lequel aimez-vous, le blanc ou le rouge?)

Teny iditra (2/5)6  sa~
Sokajin-teny  7  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza asa misy fihetsehana: Sabaka (baka), safelika (felika)
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] a prefix to many roots, as safidy for fidy, etc.
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3] préfixe qu'on ajoute à certaines racines et qui sert à former des racines secondaires: savily de vily.

Teny iditra (3/5)11  sa
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Tanala] vintana, lahatra

Teny iditra (4/5)14  sa
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.78] [Bara] resaka, teny

Teny iditra (5/5)17  sa    
Sokajin-teny  18  mpamaritra (vavy)
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.9] -ny: Sa mère (ny reniny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02