Teny iditra | 1 safatsiroa |
Singan-teny | 2 isa, fa, tsy, roa |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy manam-paharoa, tsy misy toa azy, ka enti-milaza hatsarana na haratsiana mihoatra noho ny hafa: Safatsiroa ny hakingan' ilay olona nandeha teo ambony tady |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] (pour isa fa tsy roa) incomparable, unique, sans égal |
Tsipelina hafa | 6 isafatsyroa, isafatsiroa |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny safatsiroa io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |