Teny iditra Sahabe (saha, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany saha, be

Teny iditra Sahabe (saha, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Famaritana frantsay rivière de la région sud de la sous-préfecture d'Ambatondrazaka ... Elle reçoit sur sa rive droite, l'Ilakana et la Sasomanangana; sur la rive gauche, la Bemarenina grossie de la Sahamena [Rajemisa 1966]
Voambolana 
Ohatra 
1Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe. [Andraina: Mitaraina, takila 243]
2Roso, kely halalina maharitra, 
 / Raha itsakana tsy tafakatra hafe, 
 / Loharano ety maso, kely faritra, 
 / No manome ny renirano Sahabe. [Andraina: Sahabe, takila 1]

2013/04/04