Teny iditra (1/2) | 1 Sahabe |
Singan-teny | 2 saha, be |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana] |
Voambolana |
4 Haitoetany: tanàna |
Teny iditra (2/2) | 5 Sahabe |
Sokajin-teny | 6 anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.11] rivière de la région sud de la sous-préfecture d'Ambatondrazaka ... Elle reçoit sur sa rive droite, l'Ilakana et la Sasomanangana; sur la rive gauche, la Bemarenina grossie de la Sahamena |
Ohatra |
8 Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano sahabe. [2.472] 9 Roso, kely halalina maharitra, / Raha itsakana tsy tafakatra hafe, / Loharano ety maso, kely faritra, / No manome ny renirano Sahabe. [2.576] |
Voambolana |
10 Haitoetany: renirano, farihy |
Lohateny | 11 Indray andro tao Sahabe (Andry Andraina) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25 |