Teny iditra | sahanin > sahanina (sahana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao, iandraiketana, vonjena miaraka: Sahaniny avokoa ny zavatra rehetra ka tsy misy vitany tsara [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be faced up to [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | (Travail) auquel on fait face: Tsy zakako sahanina ireo raharaha betsaka ireo (Je ne puis pas faire face à tant de travaux) [1.3] | ||||||||
à quoi on fait face [1.8] | |||||||||
Ohatra | Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny
[2.470] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | sahanina, Sahinana |
Teny iditra | sahanin > sahany | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Plat, assiette [1.19] | |
Fivaditsoratra | hasina, sahany, sahina |
Teny iditra | sahanin > sahany | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Plat, assiette [1.19] | |
Fivaditsoratra | hasina, sahany, sahina |