|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sahaza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tahona metaly, matsilotsilo ny lohany, izay manondro ny minitra (sahazabeny) ary ny ora (sahazakeliny) amin' ny famantaranandro: tafahodina tanteraka ny boribory amin' ny famantaranandro ny sahazabeny no mikisaka mahavita ny ampaharoa ambin' ny folony ny sahazakeliny

Teny iditra (2/2)4  sahaza
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Antonina, ampy: Sahaza hividianana ireto zavatra rehetra ireto ve ny vola any aminao?
Mifanandrify, mifanentana: Nahita raharaha sahaza ny zanakao aho
Antonina, mety: Sahaza ho an' ny faralahy tsara lahy ity pataloa ity
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.7] fit, suitable; Sahàza àzy (It fits him, it is suitable for him)
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] approprié, qui vous va; suffisant, convenable; Sahàza àzy (Cela lui va, il a bien mérité cela)
9  [1.13] suffisant
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
Mpanahaka  11  ampy, antonony
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny sahaza io

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21