Teny iditra | 1 sahiratsy |
Singan-teny | 2 sahy, ratsy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazan' angady fa mivelatra kokoa ny lelany |
Ohatra |
5 Ary misy olona mihazakazaka manodidina mitana sahiratsy amboarana ny vanja. [1.437#] |
Voambolana |
6 Fitaovam-piasana |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny sahiratsy io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |