|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sahondra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Karazana vahona any an' ala misy voniny mena na vony izay mirozaroza mahafinaritra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  une variété d'aloès, dont les fleurs rouges et jaunes pendent en grappes ; nom de ces fleurs [1.3#559]
5  (du sens général : pompon, ornement). Nom généralement donné à l'inflorescence d'Aloe capitata Baker (Xanthorrhoeaceae ) ; dont la forme rappelle effectivement un pompon ou un plumet. La plante elle-même s'appelle vahona. Bojer in Hortus Mauritianus (1837) p. 345, indique aussi ce nom pour Aloe divaricata A.Berger, d'après Reynolds. On sait que cette espèce ne pousse qu'en pays bara, mahafaly ou tandroy. Plus rarement, les Betsileo donnent aussi ce nom au « muguet malgache », Rhodocodon madagascariensis Baker (Asparagaceae), jolie petite plante à clochettes blanches. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny sahondra io

Teny iditra (2/2)12  Sahondra
Singan-teny  13  sahondra
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  15  Haitoetany: tanàna
Tsanganana sy sary iray takila  16  Fitanisana

Fivaditsoratra  17  Sahondra, sahondra, Sahondra, sahondra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02