|
|
|
|

Teny iditra1  sahondrandrambony
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny tendron' ny rambon' omby izay volovoloina
4  [1.1] [sahondran-drambony] ny loha rambon' omby ilay be volo iny
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#559] L'extrémité velue de la queue du boeuf
Singan-teny  6  sahondra, rambo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07