Teny iditra | 1 sahy latabatra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza sakafo izay tsy mahamenatra ny mandroso azy eo ambony latabatra ho an' ny vahiny |
Singan-teny | 4 sahy, latabatra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |