|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  saingona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Matavy, mahazo nofo sy mandina
Enti-milaza olona manomboka hanan-karena
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#560] dont le corps est en bon état, assez gras
qui commence à faire fortune
Ohatra  5  saingona tsara koa ny omby roa mitarika ny sarety. [2.332]
Sampanteny 
6  Anarana :
7  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)8  saingona
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] karazan'ahitra fanao kitay
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3#560] Herbe longue qui sert à couvrir le faîtage des maisons. Espèce d'Andropogon
12  [1.196] (comme adjectif, le même mot signifie, pour les animaux : en bon état, et pour les hommes : dont les affaires sont prospères). Graminée indéterminée résistante comme l'antsoro : Imperata cylindrica, mais de plus haute taille. Malzac en fait un andropogon, sans préciser sur quelles bases. On l'emploie notamment pour le faîtage des couvertures en chaume et aussi comme combustible dans les régions dépourvues de bois. [Merina]
Ohatra  13  Ny saingona dia karazan' ahitra maranitra sy mandidy. [2.643]
Voambolana  14  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny saingona io

Fivaditsoratra  17  angosiña, asingano, asongany, isongana, ngaosina, nogasian, nogasina, saingona, sanginao, singanao, songanay

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02