|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sakaiza manody
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona nitokiana izay manao ratsy ny tena any amin' ny takona; sakaiza nitokisana nefa namadika
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] faux ami, traître, homme perfide
Ohatra  5  [2.472] sakaiza manody ny Anglisy, hoy ny resany re tetsy sy teroa.
Singan-teny  6  sakaiza, manody
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny sakaiza manody io

Teny iditra (2/2)8  sakaizamanody
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.196] Plante non déterminée employée dans les exorcismes, pour prévenir le tody.
Voambolana  11  Haizavamaniry
12  Fivavahana, finoana

Fivaditsoratra  13  sakaiza manody, sakaizamanody

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13