Teny iditra (1/2) | 1 sakaiza manody |
Singan-teny | 2 sakaiza, manody |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza olona nitokiana izay manao ratsy ny tena any amin' ny takona; sakaiza nitokisana nefa namadika |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] faux ami, traître, homme perfide |
Ohatra |
6 sakaiza manody ny Anglisy, hoy ny resany re tetsy sy teroa. [2.472] |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny sakaiza manody io |
Teny iditra (2/2) | 8 sakaizamanody |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.196] Plante non déterminée employée dans les exorcismes, pour prévenir le tody. |
Voambolana |
11 Haizavamaniry 12 Fivavahana, finoana |
Fivaditsoratra | 13 sakaiza manody, sakaizamanody |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |