Teny iditra | sakan-jaza (sakana, zaza) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | zaza madinidinika efa afa-mitsoriadriaka [Rajemisa 1985] | |
zatovo [SLP 1986] | ||
Fandikana frantsay | adolescent [SLP 1986] | |
Teny mitovy hevitra | vanto-jaza | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |