Teny iditra | sakan-jaza | |
Singan-teny | saka ; zaza | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Zaza madinidinika efa afa-mitsoriadriaka [1.1] | |
Zatovo [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Adolescent [1.13] | |
Tovy hevitra | vanto-jaza | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02 |