Teny iditra | 1 sakelidrano |
Fototeny | 2 helika, rano |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] sampana na lahin-drano miray amin' ny ony na renirano; sampan-drano madinika mivarina any an-drenirano 5 [1.13] sampan'ny renirano |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7][sakelin-drano] the junction of two streams |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8][sakelin-drano] confluent de deux cours d'eau 8 [1.13] affluent |
Tovy hevitra | 9 zanadrano |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny sakelidrano io |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |