|
|
|
|

Teny iditra1  sakelik' andriana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  sakelika, andriana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] havana akaikin' ny andriana; fianakaviana iray akaiky amin' ny Andriamanjaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12