|
|
|
|

Teny iditra1  sakeli-mihoa-joro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza izay rehetra mihoatra ny tsy tokony hihoarany (ny zoro amin' ny trano kotona dia ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra, ka raha ny rindrina indray no mihoatra ireo zoro ireo dia hafahafa)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (de hoatra : action de dépasser, de franchir, et zoro : l'angle, la coupe après une taille) rejets, drageons servant à reproduire une plante
Voambolana  5  Haizavamaniry
6  Toe-karena: fambolena
Singan-teny  7  sakelika, mihoatra, zoro
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny sakeli-mihoa-joro io

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02