Teny iditra sakoa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazo fihinam-boa (Spondias cythoerea) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Spondias cythoerea
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny sakoa ity (4): Sakoa, Sakoambelona, Sakoampolo, Sakoandroa

Teny iditra sakoa
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana malagasy Teny fanakorana ny voa, toy ny milaza hoe "tsara izay!": Nianjera ny anao, sakoa! kevokevoka loatra [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra sakoizay
Ohatra Hià, sakoa izay, masonay no nahita. [Baiboly: 23:035:021/Salamo 35:21..]

Teny iditra Sakoa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Famaritana frantsay petit affluent de l' Onilahy [Rajemisa 1966]
Voambolana 

Teny iditra Sakoa (sakoa)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany sakoa

2013/10/10