|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  salama
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy marary, tsy marofy.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] well, healthy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] qui est en bonne santé
6  [1.8] bien portant, en bonne santé
Ohatra  7  Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany. [2.470]
8  Efa tonga tao Mahatsinjo, hono, izy, saingy tsy salama ka hamonjy fitsaboana any Imerina, ary angamba, araka ny filazany, hanaraka azy koa Ineny [2.471]
9  Niaraka nankany an-tsaha izy telo mianaka, tsy maintsy nentina I Solo na tsy salama aza. [2.472]
Sampanteny 
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Tovy hevitra  12  salamalama
Mpanahaka  13  tsy marofy, finaritra, tsara fanahy, seheno, tsy maninon-tsy maninona, soamadina, bolangina
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)17  salama
Sokajin-teny  18  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  19  [1.7] [Arabic salam] how do you do?
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.8] [arabe salam] salut! bonjour!

Teny iditra (3/3)21  salama
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.196] (de salama : en bonne santé). Phylloxylon sp. (Fabaceae). Réf. Debray 1029. La décoction des rameaux est réputée fortifiante. On la boit après le repas pour rester en bonne santé. Les écorces de tige et de la racine renferment des alcaloïdes non encore étudiés. [Mahafaly]
Voambolana  24  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02